Sabotsy Namehana: Tsy nisaraka tamin’ny fankalazana ny fety ny fizarana vatomamy ho an’ny ankizy
Nandritra ny fankalazana ny fetim-pirenena tao amin’ny kaominina Sabotsy Namehana, dia anisan’ny nahazo anjara ihany koa ireo ankizy tao an-toerana.
Read More