Ambatondrazaka : Filokana niafara tamin’ny fikakerana sofin’olona
Nokakerin’ity tovolahy ny ravin-tsofin’ny namany rehefa nisavoritaka ny kaontin’ny vola nilokan’izy ireo karatra na ramy. Niongotra mihitsy ny ravin-tsofin’ity namany.
Read More