Andranomanelatra : Tafapetraka ao amin’ny ivotoerana Fifamanor ireo omby miisa 165 izay nafarana avy any ivelany
Tontosa soa amantsara ny 8 oktobra 2021 ny fametrahana ireo omby vavy be ronono miisa 165 ao amin’ny Fifamanor Andranomanelatra.
Read More