Fahasalamana an-tsekoly: Hametrahana toeram-pitsaboana ny fari-piadidiam-pampianarana miisa 114 eto Madagasikara
Ao anatin’ny tetik’asa “Tsinjo Fahasalamana” dia hametraka toeram-pitsaboana ho an’ny mpianatra amin’ny fari-piadidiam-pampianarana miisa 114 manerana an’ny Madagasikara izy ireo.
Read More