Iran : Vehivavy roa voasambotra noho ny fandihizana imasom-bahoaka
Vehivavy roa no nosamborin’ny manampahefana Iraniana taorian’ny fandefasana horonantsary mampiseho azy ireo mandihy, ao anatin’ny fankalazana mialoha ny Taom-baovao Persiana.
Read More