Ambatomaro: Olona enina no nahiditra am-ponja tamin’ilay fanafihana « cash point » naharatrana renim-pianakaviana
Olona valo no voasambotra tamin’ilay fanafihana narahana famonoana renim-pianakaviana iray, mpanao cash point, teny amin’ny faritra Ambatomaro, ny 9 septambra
Read More