Anosy avaratra : Tafapetraka ny « Plaque de délimitation » an’ny kaominina roa tonta
Tafapetraka ny takelaka manasaraka ny kaominina Anosy Avaratra, amin’ny kaominina Sabotsy Namehana. Nisy ny lanonana nentina nitokana izany, natrehan’ireo olom-panjakana
Read More