Fahavitan-tena ara-tsakafo: Hamokatra katsaka sy apemba i Itasy hamatsiana an’ny Androy.
Amin’ny alalan’ny fandaharan’asan’ny Programme Alimentaire Mondiale (PAM) izay mifototra amin’ny fahavitan-tsena ara-tsakafo dia misy ny fifanohanana eo amin’ny samy faritra.
Read More