Russie : Tsy latsaky ny 5 ny maty nandritra ny fitsidihana fandehan-drano maloto tao Moscou
Misarika mpitsidka maro ny fandehan-drano maloto goavana (égouts) ao Moscou. Ny faran’ny herinandro teo dia olona maromaro no nanao « visite guidée »
Read More