CENI : Ampiasaina daholo ny teknolojia efa afaka ampiasaina ho filaminan’ny fifidianana.
Rindrankajy vaovao roa sy « tablettes » miisa 5 000 no entina miasa amin’ny fiomanana amin’ny fifidianana 2023. Hampivoarana ny kalitaon’ny fifidianana
Read More