Israël : Nanemotra ny fandroahana ireo Palestiniens ho any Jérusalem Atsinanana ny fitsarana
Nahemotry ny fitsarana tampony israélien ny fanapaha-kevitra handroaka ireo fianakaviana palestinien hifindra monina ao amin’ny faritr’i Sheikh Jarrah ao Jérosalem.
Read More