Etats-Unis : Novonoiny ny vadiny ary natsipiny avy eny ambony fiara ireo zanany vokatry ny tahotra tamin’ny fisian’ny « éclipse »
« Astrologue » amerikana iray, raiki-tahotry ny fisehoan’ny « éclipse » tamin’ny alatsinainy teo no namono, nanatsatoka antsy ny vadiny ary nanipy ireo zanany
Read More