RN 25: Fiara mpitatitr’entana nifandona tamin’ny moto teo anelanelan’ Irondro sy Antsenavolo
11 Janoary, 08h00. Nitrangana lozam-pifamoivoizana teny amin’ny làlam-pirenena faha 25, Vatovavy Fitovinany, teo anelanelan’Irondro sy Antsenavolo ny alatsinainy teo manodidina
Read More