Miisa 50 ireo omby nangalarin’ireto andian-dahalo tao Antranolahatra, kaominina Milenaka
Ny tolakandron’ny alahady 03 oktobra 2021 lasa teo, miisa 50 ireo omby nangalarin’ireto andian-dahalo tao amin’ny kaominina Milenaka, Distrikan’ny Toliara
Read More