VEHIVAVY MALAGASY NANDRAY ANJARA AMIN’NY PUBG
Sambany no hisy vehivavy Malagasy handray anjara amin’ny dingana famaranana amin’ny PMGO Africa Finals eo amin’ny taranja PUBG Mobile. I Onintsoa ‘OFFSET’ Fitiavana, mpilalao ao amin’ny ekipa Four Strengths, no hitondra izany faneva izany.
