NIAKATRA NY VIDINY NY TSOLIKA ETO MADAGASCAR
Hatramin’ny omaly dia niakatra be ny vidin-tsolika any Andilamena, ka mahatratra 10.000 hatramin’ny 12.000 Ariary isaky ny litatra, indrindra eny amin’ireo mpivarotra amoron-dalana.