Dépêches

Oniversiten’ny Fianarantsoa: Miato avokoa ireo hetsika rehetra izay hatao ao anatin’ny faritra

Dépêche 21 février, 14h, Noho ny fandalovan’ny rivo-doza Freddy izay mahery vaika tokoa dia miato avokoa ny hetsika rehetra aoa anatin’ny aritry ny Oniversite. Tafiditra ao anatin’izany ny fampianarana sy izay rehetra mifandray amin’izany, ireo hetsika ara-kolontsaina sy ara-pedagojika rehetra ary ny asa rehetra aoa anatin’ny Oniversite. Hiverina amin’ny laoniny ny fampianarana ny zoma 24 febroary izao. 

Laisser un commentaire