Tatitra

Coronavirus : Nihena ny isan’ny tranga vaovao maneratany tato ho ato.

109 901 391 no isan’ny olona fantatra fa mitondra na nitondra ny tsimok’aretina coronavirus hatreto. I Etats-Unis hatrany no manana ny isa betsaka indrindra (27 873 040). Manaraka azy i Inde (10 950 201) ary fahatelo i Brésil (9 978 747). Mbola ao Etats-Unis ihany koa no ahitana ny lavon’ny aretine betsaka indrindra : 490 326 no isan’ny maty tany, raha to aka 242 090 ny ao Brésil ary 156 014 ny an’i Inde.

Laisser un commentaire