Dépêches

Jirama : Manome tolotra vaovao ho an’ny mpanjifa herinaratra hampidiram-bola

5 Aogositra, 11h 00 Ny « Tarif Optima Business » dia saran’ny herinaratra vaovao ho an’ireo Mpanjifa mampiasa herinaratra hampidiram-bola fa tsy amin’ny fiainana ao an-tokantrano. Mihatra amin’ny fandaniana nandritra ny volana jolay, izany hoe, miditra amin’ny faktiora volana aogositra.

Ny mpanjifa voakasiky ny Optima Business dia ny orinasa lehibe sy indostria mpanjifa « Moyenne tension » (MT) sy « Haute tension » (HT) ary ireo mpanjifa « Basse tension » (BT) mihoatra ny PS 6,6 KW.

Laisser un commentaire