Actualités

Suisse : Nanaiky ilay vaksiny vokarin’ny Astra-Zeneca ny OMS.

Nahazo ny fankatoavan’ny OMS ny vaksiny novokarin’ny laboratoara Astra-Zeneca, fanefitry ny Coronavirus. Hisitraka ity vaksiny ity ny firenena aty Afrika raha ny voalazan’ity sampan-draharaha eran-tany izay nanao ny fankatoavana. Hampalaky ny fampitomboana ny fanaovam-baksiny izy ity ary fanaparitahana izany maneran-tany no tanjona. Manodidina ny 7,337 tapitrisa no tanjakin’ny vaksiny tokony haparitak’ny OMS mandritra ny enim-bolana voalohany amin’ity taona ity.

Laisser un commentaire