Dépêches

Fangalarana maso: Saron’ny zandary ireo atidoha mpangalatra mason-jaza

27 Jona, 10h00. Mitentina iray tapitrisa Ariary no ividianana ny maso iray, izay ampiasaina amin’ny fanamasinana ody gasy araka ny filazan’ireto atidoha miketrika ny fangalara-maso izay saron’ny zandary. Mason-jazalahikely 5 taona tao amin’ny Distrikan’i Vondrozo Faritra Atsimo Atsinanana no nangalarin’ireo olona ireo. 5 mirahalahy ireo voarohirohy amin’ny raharaha ka mbola karohina ny iray. Efa natolotra ny fitsarana ny tohin’ny raharaha.

Laisser un commentaire