Ratsivahinisolo Andriniony
Député de Madagascar élu dans le district d’Antananarivo Atsimondrano, Ratsivahinisolo Andriniony est né le 11 janvier 1978. Il a été membre du congrès de la transition avant son élection à l’Assemblée en 2019. Outre son activité politique, il occupe également un poste à responsabilités au sein de l’entreprise Modmetal Concept.Teraka tamin’ny 11 janoary 1978 i Ratsivahinisolo Andriniony. Fantatry ny maro amin’ny anarana hoe « Andry Ratsivahiny » izy. Solombavambahoakan’i Madagasikara lany tao Antananarivo Atsimondrano ny taona 2019 izy, ary efa nandrafitra ny kongresin’ny tetezamita ihany koa. Tsy solombavam-bahoaka ihany anefa izy fa tale jeneralin’ny orinasa malagasy Modmetal Concept ihany koa.
