Nosy Be : Naiditra am-ponja vonjimaika i Ninie Donia
17 Jona, 12h00. Naiditra am-ponja vonjimaika ao Nosy be i Ninie Donia, taorian’ny fikaonandoham-pirenena momba ny fananantany. Olona maromaro ihany koa no nosamborina niaraka taminy noho ny resaka halatra tany sy fibodoana tanin’olona ary ny fandravana ny tanim-panjakana. Itaosy : Nitokona ny mponina.
