Dépêches

Trano mora: 495 isa no nisoratra anarana tao anatin’ny roa andro

30 Jona, 10h00. Nisokatra ny 28 jona teo ny fisoratana anarana ho fahazoana ny trano mora eny Tana-Masoandro Imerintsiatosika. Mahatratra 495 isa ireo olona tonga nisoratra anarana tamin’izany. Hatreto dia eo anivon’ny Biraon’ny SENVH Anosy (ex DLC, face MAE) irery ihany no hanatanterahana ny fisoratana anarana mandritr’izao iray volana andiany voalohany izao.

Laisser un commentaire