Hiatrika an’i Autriche sy Italie.
Hiatrika an’i Australie sy Italie any Melbourne i France amin’ny volana febroary amin’ny fiadiana ny amboara ATP Cup. Hetsika nataon’ny ekipa iray izay notontosaina tamin’ny zoma.Ho tontosaina amin’ny 1 febroary ka hatramin’ny 5 febroary ity fifaninanana andiany faharoa ity, izay mifaninana amin’ny Davis, ao andrenivohitr’i Victoria. Fa tsy amin’ny tanàna maro toy ny tamin’ny 2020.Nahena ho 12 ny isan’ny ekipa raha 22 izany tamin’ny taona 2020 noho ny valan’aretina covid-19
