Ukraine : Miampanga an’i Moscou ho mandefa andiana miaramila any amin’ny sisin-tany atsinanany
«Fampisehoana hery» sy «fihantsiana ady». Niampanga an’i Russie ho nanangona tafika teo amin’ny sisintanin’ny fireneny ny filoha ukrainiana Volodymyr Zelensky.
Read More