Tsy maintsy hiroso amin’ny fampiakarana saran-dalana ny mpitatitra any Ambilobe noho ny faharatsin’ny lalana
Nanambara ny filohan’ny Astram na ny Fikambanan’ireo mpitatitra fa tsy azo ihodivirana ny fampiakarana saran-dalana manoloana ny lalana ratsy eto
Read More