Danemark : Tafiditra ao anaty petra-kevitra nahatonga ny covid-19 ny « fuite de laboratoire »
Lehiben’ny delegasion’ny siantifika iraisam-pirenena i Peter Embarek. Nalefan’ny OMS tao Chine izy hanadiady ny loharanon’ny tsimok’aretina Covid-19. Aminy dia petra-kevitra anisany
Read More