France :Fanenjehana an-tsekoly, manomboka amin’ny akanin-jaza ka hatramin’ny ambaratonga ambony, fanentanana vaovao ho amin’ny fihainoana tsara kokoa
« Aza atao ambanin-javatra ny zavatra fihainan’ny ankizy. » Ny Praiminisitra Élisabeth Borne dia namoaka ny Alakamisy 9 Novambra, fanentanana nasionaly vaovao
Read More