Antananarivo – Ho tolorana lelavola Folo tapitrisa ariary izay sekoly mitàna laharana voalohany amin’ny fahadiovana
Fanambarana nataon’ny Filohan’ny delegasionina manokan’ny tanànan’Antananarivo, raha nitsidika ireo mpianatra tao amin’ny EPP, CEG ary Lycée Nanisana ny maraina teo.
Read More