Dépêches

Jirama: Hiditra amin’ny fanodinana angovo azo havaozina hazahoana herin’aratra ny taona 2023.

Dépêche 25 octobre, 17h, Mbola maro ireo vokatra sy zava-misy maro eto madagasikara hahafahana miady amin’ny fahatapahan-jiro lava reny noho ny olana ara-teknika eo anivon’ny milina mpamokatra herin’aratra ho an’ny Jirama. Fiaraha-miasa amin’ny fanjakana no hanatanterahana ity tetik’asa iray ity dia ny famokarana herin’aratra avy amin’ny angovo azo havaozina rehetra. Ny tanjona amin’izany dia ny fiarovana ny tontolo iainana sy ny fanampiana ny milina izay miasa hahafahana mampihena ny fahatapahan-jiro. 

RépondreTransférer

Laisser un commentaire