Talatamaty : Vita ny tatitra mikasika ny fitantanana ny hetra ataon’ny mponina
Nisy ny tatitra mikasika ny fidiram-bolan’ny kaominina Talatamaty nandritra ny fankalazana ny fetim-pirenena. Anisan’ny kaominina nahavitra foto-drafitr’asa betsaka ny kaominina
Read More