Dépêches

 Mondial 2026 – KIANJA BAREA 𝐌𝐀𝐇𝐀𝐌𝐀𝐒𝐈𝐍𝐀

Tsy ho afaka hampiantrano ny andro fahefatra amin’ny fiadiana ny ho tompondaka eran-tany 2026 ny kianjan’ny BAREA. Tsy mahafeno fepetra takian’ny CAF ary misy fanamboarana maro mila atao. Ny 04 hatramin’ny 06 aprily lasa teo no nanao fizahana ny kianja Barea Mahamasina i Josua Andries Hoebeb ( « inspecteur ») avy amin’ny CAF. Nisy ny teboka notsongainy taorian’izay fandalovany izay,

Laisser un commentaire